Genesis 30:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana anaka izy ka niteraka zazalahy. Dia hoy izy: Nahafa-tondro-maso ahy Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanana anaka izy sady nitera-dahy ka nanao hoe: «Nesorin’Andriamanitra tamiko ny fahafaham-barakako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia bevohòka i Rahely ary tera-dahy ka loa-bolana hoe: –Efa nahafa-tondromaso ahy Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nanan'anaka izy ka niteraka zazalahy; dia hoy izy: Efa nahafa-tondromaso ahy Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana anaka izy ka niteraka zazalahy. Dia hoy izy: Nahafa-tondro-maso ahy Andriamanitra.
malagasy
Ary nanan'anaka izy ka niteraka zazalahy; dia hoy izy: Efa nahafa-tondromaso ahy Andriamanitra.