Genesis 30:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niteraka an’i Josefa Rahely dia hoy i Jakoba tamin’i Labana: Avelao aho handeha any amin’ny fonenako sy ny taniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa niteraka an’i Josefa i Rasela, dia hoy i Jakôba tamin’i Labàna: «Avelao aho handeha, hody any amiko sy any amin’ny taniko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy niteraka an’i Jôsefa i Rahely, dia hoy i Jakôba tamin’i Labàna: –Alefaso hiverina any an-tanindrazako aho.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niteraka an'i Josefa Rahely, dia hoy Jakoba tamin'i Labana: Alefaso aho hankany amin'ny fonenako sy ny taniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niteraka an’i Josefa Rahely dia hoy i Jakoba tamin’i Labana: Avelao aho handeha any amin’ny fonenako sy ny taniko.
malagasy
[Ny fanekena hafa koa izay nataon'i Labana sy Jakoba] Ary rehefa niteraka an'i Josefa Rahely, dia hoy Jakoba tamin'i Labana: Alefaso aho hankany amin'ny fonenako sy ny taniko.