Genesis 30:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Labana taminy: Miangavy anao re, aoka mba hahita fitia eo imasonao aho. Nitady famantarana aho ka fantatro fa avy taminao no nitahian’NY TOMPO ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Labàna taminy: «Raha mba nahita fitia teo imasonao ihany aho re, dia hitako fa ianao no nanambinan’i Iaveh ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly azy i Labàna hoe: –Miangavy aho raha mba mahita famindrampo aminao ihany. Fantatro fa noho ny aminao no nitahian ’ny TOMPO ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Labana taminy: Masìna ianao, raha nahita fitia eo imasonao aho, mitoera eto amiko, efa namantatra aho, ka fantatro fa avy taminao no nitahian'i Jehovah ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Labana taminy: Miangavy anao re, aoka mba hahita fitia eo imasonao aho. Nitady famantarana aho ka fantatro fa avy taminao no nitahian’NY TOMPO ahy.
malagasy
Ary hoy Labana taminy: Masìna ianao, raha nahita fitia eo imasonao aho, mitoera eto amiko, efa namantatra aho, ka fantatro fa avy taminao no nitahian'i Jehovah ahy.