Genesis 30:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jakoba taminy: Fantatrao ny nanompoako anao sy ny nitomboan’ny omby aman’ondrinao teo am-pelatanako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Jakôba taminy: «Fantatrao ny nanompoako anao sy ny tonga toetry ny biby fiompinao, nony mby tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jakôba taminy: –Ny tenanao mihitsy no nahalala ny nanompoako anao sy izay nanjarian’ny biby fiompinao noho ny amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jakoba taminy; Fantatrao ny nanompoako anao sy ny toetry ny omby aman'ondrinao tato amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jakoba taminy: Fantatrao ny nanompoako anao sy ny nitomboan’ny omby aman’ondrinao teo am-pelatanako,
malagasy
Ary hoy Jakoba taminy; Fantatrao ny nanompoako anao sy ny toetry ny omby aman'ondrinao tato amiko.