Genesis 30:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Rahely: Indro i Bila mpanompovaviko, vadio izy; dia hiteraka eo ampofoako izy, mba hahazoako zaza amin’ny alalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ravehivavy: «Indro i Balà, ankizy vaviko, mandehana aminy mba hiterahany eo am-pofoako, sy hananako taranaka aminy koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Rahely taminy: –Io àry i Bilehà mpanompovaviko; ndeha mandry aminy, dia hiteraka zaza hatsangako izy, ary hanan-janaka avy aminy aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Indro Bila ankizivaviko, vadio izy; dia hiteraka eo am­pofoako izy, mba hahazoako zaza aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Rahely: Indro i Bila mpanompovaviko, vadio izy; dia hiteraka eo ampofoako izy, mba hahazoako zaza amin’ny alalany.
malagasy
Ary hoy izy: Indro Bila ankizivaviko, vadio izy; dia hiteraka eo am­pofoako izy, mba hahazoako zaza aminy.