Genesis 30:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handeha hitety ny ondry aman’osinao rehetra aho anio ka hanavaka ny mara sy ny sada rehetra, ary ny mainty rehetra eo amin’ny ondry kely ary ny sada sy ny mara amin’ny osy. Ireny no ho karamako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handeha hamaky ny biby fiompinao rehetra aho anio; ka havahako ny sada sy ny mara rehetra mbamin’ny mainty rehetra amin’ny zanak’ondry; ary ny sada sy ny mara amin’ny osy, dia ireo no ho karamako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisafo any amin’ny ondry aman’osinao rehetra aho anio, ka hanavaka ny ondry maramara sy sada na hoe vandambandana rehetra ary ny osy maramara sy sada rehetra: ireo no ho karamako.
Malagasy Bible 1865
Handeha hitety ny ondry aman'osinao rehetra aho anio ka hanavaka ny mara sy ny sada rehetra, ary ny mainty rehetra eo amin'ny ondry ary ny sada sy ny mara eo amin'ny osy; koa ireny no ho karamako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handeha hitety ny ondry aman’osinao rehetra aho anio ka hanavaka ny mara sy ny sada rehetra, ary ny mainty rehetra eo amin’ny ondry kely ary ny sada sy ny mara amin’ny osy. Ireny no ho karamako.
malagasy
Handeha hitety ny ondry aman'osinao rehetra aho anio ka hanavaka ny mara sy ny sada rehetra, ary ny mainty rehetra eo amin'ny ondry ary ny sada sy ny mara eo amin'ny osy; koa ireny no ho karamako.