Genesis 30:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahamarinako no ho vavolombeloko amin’ny ho avy rehefa tonga ianao handinika ny karamako: Izay rehetra tsy mara sy tsy sada eo amin’ny osy, ary izay tsy mainty eo amin’ny zanak’ondry, dia ho nangalariko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahamarinako no ho vavolombeloko rahampitso, rahefa tonga handinika ny karamako ianao. Izay rehetra tsy mara sy tsy sada eo amin’ny osy, ary tsy mainty eo amin’ny ondry dia ho halatra eo am-pelatanako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro ho avy, mba hizahanao ny fahamarinako, dia tongava hijery ny karamako, ka izay rehetra tsy misy sada na maramara ao amin’ny osy ary vandambandana ao amin’ny ondry dia biby nangalarina.
Malagasy Bible 1865
Ny fahamarinako no ho vavolombeloko amin'ny andro ho avy, raha tonga ianao handinika ny karamako: izay rehetra tsy mara ary tsy sada eo amin'ny osy, ary izay tsy mainty eo amin'ny ondry, dia ho halatro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahamarinako no ho vavolombeloko amin’ny ho avy rehefa tonga ianao handinika ny karamako: Izay rehetra tsy mara sy tsy sada eo amin’ny osy, ary izay tsy mainty eo amin’ny zanak’ondry, dia ho nangalariko.
malagasy