Genesis 30:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasiany lalan-kateloana teo anelanelan’izy sy i Jakoba izay mbola niandry ny ondry aman’osin’i Labana sisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasiany elanelana lalan-kateloana izy sy i Jakôba. Ary ny biby fiompin’i Labàna sisa, nandrasan’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nasiany lalana tokony ho telo andro ny teo anelanelanan’ny zanany lahy sy i Jakôba. I Jakôba kosa dia niandry ny andiany sisa tamin’ny ondry aman’osin’i Labàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nasiany lalankateloana teo anelanelan'izy sy Jakoba; ary Jakoba niandry ny ondry aman'osin'i Labana sisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasiany lalan-kateloana teo anelanelan’izy sy i Jakoba izay mbola niandry ny ondry aman’osin’i Labana sisa.
malagasy
Ary nasiany lalankateloana teo anelanelan'izy sy Jakoba; ary Jakoba niandry ny ondry aman'osin'i Labana sisa.