Genesis 30:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka tsorakazo maro tamin’ny hazo kesika mbola maitso sy tamin’ny hazo amanda sy tamin’ny hazo platana i Jakoba ka nataony ofy vandana ireny hisehoan’ny fotsy izay tamin’ny tsorakazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka tsora-kazo maitso, tamin’ny hazo peuplier sy amandier ary platane i Jakôba, nataony vaofy vandana, hisehoan’ny fotsy amin’ny tsora-kazo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nalainy ny tsora-kazo maromaro tamin’ny hazo beravina sy ny hazo amandy ary ny hazo platàna ka nataony vaofy vandana hisehoan’ny fotsy teo amin’ny tsora-kazo.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba dia naka tsorakazo maro tamin'ny hazo popola maitso sy tamin'ny hazo lozy sy tamin'ny hazo platana; ka nataony ofy vandana ireny hisehoan'ny fotsy izay teo amin'ny tsorakazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka tsorakazo maro tamin’ny hazo kesika mbola maitso sy tamin’ny hazo amanda sy tamin’ny hazo platana i Jakoba ka nataony ofy vandana ireny hisehoan’ny fotsy izay tamin’ny tsorakazo.
malagasy
Ary Jakoba dia naka tsorakazo maro tamin'ny hazo popola maitso sy tamin'ny hazo lozy sy tamin'ny hazo platana; ka nataony ofy vandana ireny hisehoan'ny fotsy izay teo amin'ny tsorakazo.