Genesis 30:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nikambana tandrifin’ny tsorakazo ny ondry aman’osy ka niteraka vandana sy mara ary sada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nikambana teo anoloan’ny tsora-kazo ny ondry, dia teraka sadika sy mara ary sada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nikambana teo anoloan’ireo tsora-kazo ireo ny ondry aman’osy ka niteraka sadìka sy maramara ary sada.
Malagasy Bible 1865
Dia nikambana tandrifin'ny tsorakazo ny ondry aman'osy ka niteraka sadika sy mara ary sada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nikambana tandrifin’ny tsorakazo ny ondry aman’osy ka niteraka vandana sy mara ary sada.
malagasy
Dia nikambana tandrifin'ny tsorakazo ny ondry aman'osy ka niteraka sadika sy mara ary sada.