Genesis 30:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomeny azy i Bila mpanompovaviny ho vadiny dia novadin’i Jakoba koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomeny ho vadiny i Balà ankizy vaviny, ka niray tamin’io i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomeny an’i Jakôba ny mpanompovaviny ho vadîny, ka dia nandry taminy izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nomeny azy Bila ankizivaviny ho vadiny; ary dia novadin'i Jakoba koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomeny azy i Bila mpanompovaviny ho vadiny dia novadin’i Jakoba koa.
malagasy
Dia nomeny azy Bila ankizivaviny ho vadiny; ary dia novadin'i Jakoba koa izy.