Genesis 30:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia navahan’i Jakoba ny zanak’ondry, fa ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin’ny ondry aman’osin’i Labana; avy eo natokany izay ondry aman’osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin’ny ondry aman’osin’i Labana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Navahan’i Jakôba ny zanak’ondry, ary ny biby fiompy dia nataony nanatrika ny sadika sy ny mainty rehetra amin’ny biby fiompy ananan’i Labàna. Izany no nahazoany andiam-biby fiompy ho an’ny tenany, ka tsy nakambany tamin’ny biby fiompin’i Labàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireo ondry efa navahan’i Jakôba dia natodiny hijery ny sadika sy maramara rehetra teo amin’ny biby fiompin’i Labàna. Natokan’i Jakôba ny ondry aman’osy ho an’ny tenany fa tsy navelany hifangaro tamin’ny an’i Labàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanak'ondry navahan'i Jakoba, ary ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin'ny ondry aman'osin'i Labana; ary natokany izay ondry aman'osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin'ny ondry aman'osin'i Labana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia navahan’i Jakoba ny zanak’ondry, fa ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin’ny ondry aman’osin’i Labana; avy eo natokany izay ondry aman’osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin’ny ondry aman’osin’i Labana.
malagasy