Genesis 30:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaky ny miray ny ondry aman’osy matanjaka dia napetrak’i Jakoba tao anatin’ny fampisotroan-drano teo anoloan’ny mason’ny ondry aman’osy ireny tsorakazo ireny mba hiraisany eo anilan’ny tsorakazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony injay ny ondry matanjaka no nitady hikambana, dia nataon’i Jakôba tao anatin’ny fisotroan-drano talaky mason’ny ondry ny tsora-kazo, mba hikambanany eo anilan’ny tsora-kazo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa isaky ny hikambana ireo biby matanjaka, dia napetrak’i Jakôba tao amin’ny tavy fisotroan-drano ireny tsora-kazo ireny mba hikambanany eo anoloan’ny tsora-kazo.
Malagasy Bible 1865
Ary na oviana na oviana no hikambanan'ny ondry aman'osy matanjaka, dia napetrak'i Jakoba teo anatin'ny tavin-drano teo anoloan'ny mason'ny ondry aman'osy ireny tsorakazo ireny, mba hikambanany eo anilan'ny tsorakazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaky ny miray ny ondry aman’osy matanjaka dia napetrak’i Jakoba tao anatin’ny fampisotroan-drano teo anoloan’ny mason’ny ondry aman’osy ireny tsorakazo ireny mba hiraisany eo anilan’ny tsorakazo.
malagasy