Genesis 30:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanana anaka indray i Bila, mpanompovavin’i Rahely, ka niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanana anaka indray i Balà, ankizy vavin-dRasela, dia nitera-dahy fanindroany tamin’i Jakôba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola bevohòka indray i Bilehà ka niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakôba,
Malagasy Bible 1865
Dia nanan'anaka indray Bila, ankizivavin-Rahely, ka niteraka zazalahy faharoany tamin'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanana anaka indray i Bila, mpanompovavin’i Rahely, ka niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakoba.
malagasy
Dia nanan'anaka indray Bila, ankizivavin-Rahely, ka niteraka zazalahy faharoany tamin'i Jakoba.