Genesis 31:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ilay Anjelin’Andriamanitra tamiko tamin’ny nofy: Ry Jakoba! Dia hoy aho: Inty aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy Anjelin’Andriamanitra nilaza tamiko, tamin’ny nofy hoe: ‹Ry Jakôba!› Ka novaliako hoe: ‹Inty aho.› Dia hoy izy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka nantsoin’ny anjelin’Andriamanitra tamin’ny nofy aho nataony hoe: «Ry Jakôba ô!», dia namaly aho hoe: «Inty aho.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Ilay Anjelin'Andriamanitra ta­miko tamin'ny nofy: Ry Jakoba; dia hoy izaho: Inty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ilay Anjelin’Andriamanitra tamiko tamin’ny nofy: Ry Jakoba! Dia hoy aho: Inty aho!
malagasy
Ary hoy Ilay Anjelin'Andriamanitra ta­miko tamin'ny nofy: Ry Jakoba; dia hoy izaho: Inty aho.