Genesis 31:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy: Mba atopazy ny masonao ka jereo fa sadika sy mara ary sada ny lahy rehetra izay mikambana amin’ny ondrivavy sy ny osivavy, satria hitako izay rehetra nataon’i Labana taminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Atopazo ny masonao ka jereo, fa sadika sy mara ary sada avokoa ny lahy mikambana amin’ny ondry vavy, satria hitako ny nataon’i Labàna taminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy izy tamiko: «Jereo fa ny lahy rehetra izay mikambana amin’ny ondrivavy na osivavy, dia sadìka sy maramara ary sada avokoa, satria efa hitako izay rehetra nataon’i Labàna taminao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Mba atopazy ny masonao ka jereo, fa sadika sy mara ary sada ny lahy rehetra izay mikambana amin'ny ondrivavy sy ny osivavy, satria efa hitako izay rehetra nataon'i Labana taminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy: Mba atopazy ny masonao ka jereo fa sadika sy mara ary sada ny lahy rehetra izay mikambana amin’ny ondrivavy sy ny osivavy, satria hitako izay rehetra nataon’i Labana taminao.
malagasy
Ary hoy Izy: Mba atopazy ny masonao ka jereo, fa sadika sy mara ary sada ny lahy rehetra izay mikambana amin'ny ondrivavy sy ny osivavy, satria efa hitako izay rehetra nataon'i Labana taminao.