Genesis 31:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nataony toy ny vahiny va izahay? Fa namidiny izahay sady nohaniny hatrany ny volanay rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy efa nataony toy ny vahiny va izahay, fa efa namidiny, ary haniny ny volanay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy efa noheveriny ho toy ny vahiny ve izahay ka namidiny? Ary tsy efa nohaniny koa ve ny volanay?
Malagasy Bible 1865
Tsy nataony toy ny vahiny va izahay? Fa efa namidiny izahay sady nohaniny lalandava ny volanay rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nataony toy ny vahiny va izahay? Fa namidiny izahay sady nohaniny hatrany ny volanay rehetra.
malagasy
Tsy nataony toy ny vahiny va izahay? Fa efa namidiny izahay sady nohaniny lalandava ny volanay rehetra.