Genesis 31:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny harena rehetra izay nalain’Andriamanitra tamin’ny rainay dia anay sy an’ny zanakay. Koa ankehitriny, izay rehetra nolazain’Andriamanitra taminao dia ataovy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy izany ihany koa, fa ny harena rehetra nalain’Andriamanitra tamin-drainay, dia azonay, izahay sy ny zanakay. Koa ankehitriny ataovy izay nandidian’Andriamanitra anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ny harena efa nesorin’Andriamanitra tamin’ny rainay dia ho anay sy ny zanakay. Koa ankehitriny, tanteraho izay rehetra nolazain’Andriamanitra taminao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny harena rehetra izay nalain'Andriamanitra tamin'ny rainay, dia anay sy an'ny zanakay izany; koa ankehitriny, izay rehetra nolazain'Andriamanitra taminao dia ataovy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny harena rehetra izay nalain’Andriamanitra tamin’ny rainay dia anay sy an’ny zanakay. Koa ankehitriny, izay rehetra nolazain’Andriamanitra taminao dia ataovy.
malagasy
Fa ny harena rehetra izay nalain'Andriamanitra tamin'ny rainay, dia anay sy an'ny zanakay izany; koa ankehitriny, izay rehetra nolazain'Andriamanitra taminao dia ataovy.