Genesis 31:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Jakoba ka nampitaingeniny rameva ireo zanany sy ireo vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga i Jakôba. Nitaingina tamin’ny rameva ny zanany sy ny vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niainga i Jakôba ka natainginy teny ambony rameva ireo vady aman-janany;
Malagasy Bible 1865
Dia niainga Jakoba, ka nampitaingeniny ny rameva ny zanany sy ny vadiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Jakoba ka nampitaingeniny rameva ireo zanany sy ireo vadiny.
malagasy
Dia niainga Jakoba, ka nampitaingeniny ny rameva ny zanany sy ny vadiny;