Genesis 31:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentiny nandeha ny ombiny sy ny ondry aman’osiny rehetra, mbamin’ny fananana rehetra izay nohariny, dia ny omby aman’ondry izay azony tany Padana-Arama. Niainga izy mba hankany amin’Isaka rainy any amin’ny tany Kanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny avokoa ny biby fiompy rehetra, mbamin’ny harena azony rehetra, dia ny biby fiompy nananany, izay azony tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nentiny ny biby fiompiny rehetra sy ny fananany rehetra izay noharîny tany Mezôpôtamia ambony, dia nizotra hankany amin’i Itsehàka rainy, any amin’ny tany Kanahàna izy.
Malagasy Bible 1865
dia nitondra ny ombiny sy ny ondry aman'osiny rehetra izy, mbamin'ny fananana rehetra izay efa nohariny, dia ny omby aman'ondry izay efa azony tany Mesopotamia, mba hankany amin'Isaka rainy any amin'ny tany Kanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentiny nandeha ny ombiny sy ny ondry aman’osiny rehetra, mbamin’ny fananana rehetra izay nohariny, dia ny omby aman’ondry izay azony tany Padana-Arama. Niainga izy mba hankany amin’Isaka rainy any amin’ny tany Kanana.
malagasy