Genesis 31:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitan’i Jakoba ny tarehin’i Labana fa tsy mba miramirana taminy tahaka ny taloha intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’i Jakôba fa niova taminy ka tsy tahaka ny taloha intsony ny endrik’i Labàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’i Jakôba nisoritra teny amin’ny tarehin’i Labàna fa tsy toy ny teo aloha intsony ny fiarahany aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hitan'i Jakoba ny tarehin'i Labana, fa indro tsy mba miramirana taminy tahaka ny taloha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitan’i Jakoba ny tarehin’i Labana fa tsy mba miramirana taminy tahaka ny taloha intsony.
malagasy
Ary hitan'i Jakoba ny tarehin'i Labana, fa indro tsy mba miramirana taminy tahaka ny taloha izy.