Genesis 31:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nangala-dia tamin’i Labana siriana i Jakoba fa tsy nambarany taminy ny amin’ny handosirany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jakôba namitaka an’i Labàna Arameanina, fa tsy nampandrenesiny azy ity hitsoahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namitaka an’i Labàna aramianina i Jakôba fa nandositra tsy niteniteny.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba dia nangala-dia tamin'i Labana Syriana, fa tsy nambarany taminy ny amin'ny handosirany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nangala-dia tamin’i Labana siriana i Jakoba fa tsy nambarany taminy ny amin’ny handosirany.
malagasy
Ary Jakoba dia nangala-dia tamin'i Labana Syriana, fa tsy nambarany taminy ny amin'ny handosirany.