Genesis 31:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandositra izy ka nitondra ny fananany rehetra; niainga izy ka nita ny ony Eofrata, ary nizotra hankany amin’ny tendrombohitra any Gileada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsoaka izy, dia izy mbamin’ny fananany rehetra, ka niainga izy, dia nita ny ony ary nanitsy nankany amin’ny tendrombohitra Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandositra niaraka tamin’ny fananany rehetra izy, ka niampita faingana ny ony Eofrata ary nizotra hankany an-tendrombohitr’i Gilehada.
Malagasy Bible 1865
Ary nandositra izy ka nitondra ny fananany rehetra; dia niainga izy ka nita ny Ony, ary nizotra hankany an-tendrombohitra Gileada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandositra izy ka nitondra ny fananany rehetra; niainga izy ka nita ny ony Eofrata, ary nizotra hankany amin’ny tendrombohitra any Gileada.
malagasy
Ary nandositra izy ka nitondra ny fananany rehetra; dia niainga izy ka nita ny Ony, ary nizotra hankany an-tendrombohitra Gileada.