Genesis 31:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahatelo dia nisy nanambara tamin’i Labana fa lasa nandositra i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahatelo dia nisy nilaza tamin’i Labàna fa lasa nitsoaka i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka telo andro, dia nisy nitantara tamin’i Labàna fa nandositra i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahatelo dia nisy nanambara tamin'i Labana fa lasa nandositra Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahatelo dia nisy nanambara tamin’i Labana fa lasa nandositra i Jakoba.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahatelo dia nisy nanambara tamin'i Labana fa lasa nandositra Jakoba.