Genesis 31:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra ny havany hiaraka aminy izy ka nanenjika azy lalan-kafitoana ary nahatratra azy tany amin’ny tendrombohitra any Gileada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nitondra ny rahalahiny homba azy izy, dia nanenjika azy lalan-kafitoana, ary nahatratra azy tao an-tendrombohitra Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’i Labàna niaraka taminy ny havany, dia nanenjika an’i Jakôba tokony ho lalana fito andro izy, ka nahatratra azy teo an-tendrombohitr’i Gilehada.
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra ny havany homba azy izy ka nanenjika azy lalan-kafitoana, dia nahatratra azy teo an-tendrombohitra Gileada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra ny havany hiaraka aminy izy ka nanenjika azy lalan-kafitoana ary nahatratra azy tany amin’ny tendrombohitra any Gileada.
malagasy
Dia nitondra ny havany homba azy izy ka nanenjika azy lalan-kafitoana, dia nahatratra azy teo an-tendrombohitra Gileada.