Genesis 31:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra nankao amin’i Labana arameana tamin’ny nofy nony alina ka niteny taminy hoe: Tandremo mba tsy hiteny na inona na inona amin’i Jakoba ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Andriamanitra kosa tonga tamin’i Labàna Arameanina, tamin’ny nofy nony alina, ka nanao taminy hoe: «Tandremo, fa aza manisy teny soa na ratsy amin’i Jakôba.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tany amin’i Labàna aramianina tamin’ny nofy anefa Andriamanitra nony alina ka nilaza taminy hoe: –Mampitandrina anao Aho mba tsy hanao na inona na inona amin’i Jakôba!
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra nankeo amin'i Labana Syriana tamin'ny nofy nony alina ka nanao taminy hoe: Tandremo mba tsy hasianao teny akory Jakoba, na soa na ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra nankao amin’i Labana arameana tamin’ny nofy nony alina ka niteny taminy hoe: Tandremo mba tsy hiteny na inona na inona amin’i Jakoba ianao.
malagasy
Fa Andriamanitra nankeo amin'i Labana Syriana tamin'ny nofy nony alina ka nanao taminy hoe: Tandremo mba tsy hasianao teny akory Jakoba, na soa na ratsy.