Genesis 31:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahatratra an’i Jakoba i Labana. Efa nanorina ny tranolainy tany an-tendrombohitra i Jakoba; i Labana sy ny havany kosa dia nanorina ny tranolainy tany amin’ny tendrombohitra any Gileada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tratran’i Labàna i Jakôba. Ka i Jakôba moa efa niorin-day teo an- tendrombohitra, i Labàna koa nanorina ny azy mbamin’ny rahalahiny teo an-tendrombohitra Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahatratra an’i Jakôba i Labàna, fony i Jakôba efa nanorina ny lainy teo an-tendrombohitr’i Gilehada; ary i Labàna sy ny havany koa nanorina ny lainy teo
Malagasy Bible 1865
Ary Labana dia nahatratra an'i Jakoba. Ary Jakoba dia efa nanorina ny lainy teo an-tendrombohitra; ary Labana sy ny havany kosa nanorin-day teo an-tendrombohitr'i Gileada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahatratra an’i Jakoba i Labana. Efa nanorina ny tranolainy tany an-tendrombohitra i Jakoba; i Labana sy ny havany kosa dia nanorina ny tranolainy tany amin’ny tendrombohitra any Gileada.
malagasy
Ary Labana dia nahatratra an'i Jakoba. Ary Jakoba dia efa nanorina ny lainy teo an-tendrombohitra; ary Labana sy ny havany kosa nanorin-day teo an-tendrombohitr'i Gileada.