Genesis 31:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Labana tamin’i Jakoba: Inona izao ataonao izao no dia nangala-dia tamiko ianao ka nitondra ny zanako vavy toy ny babo azo tamin’ny sabatra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Labàna tamin’i Jakôba: «Fa naninona ity ianao? Nandiso fisainana ahy ianao, sy nitondra ny zanako vavy toy ny babo azo tamin’ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nilaza tamin’i Jakôba hoe: –Inona izao nataonao izao? Nahoana no namitaka ahy ianao, ka nentinao mandositra toy ny babo an’ady ireo zanako vavy?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Labana tamin'i Jakoba: Inona izao ataonao izao, no dia nangala-dia tamiko ianao ka nitondra ny zanako-vavy toy ny babo azo tamin'ny sabatra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Labana tamin’i Jakoba: Inona izao ataonao izao no dia nangala-dia tamiko ianao ka nitondra ny zanako vavy toy ny babo azo tamin’ny sabatra?
malagasy
Ary hoy Labana tamin'i Jakoba: Inona izao ataonao izao, no dia nangala-dia tamiko ianao ka nitondra ny zanako-vavy toy ny babo azo tamin'ny sabatra?