Genesis 31:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no nandositra mangingina ianao ka nangala-dia tamiko? Tsy nanambara tamiko ianao mba hanaterako anao amin’ny fifaliana sy ny hira, amin’ny ampongatapaka sy ny lokanga,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no nitsoaka mangina ianao, sady namitaka ahy, fa tsy nampandre ahy akory, dia ho nalefako ianao tamin-kafaliana sy hira, ary tamin’ampongatapaka sy valiha?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no nandositra an-tsokosoko ianao ka namitaka ahy? Raha nampandre ahy anefa ianao, dia ho nateriko nombàn’ny hiram-pifaliana sy ny ampongatapaka ary ny lokanga.
Malagasy Bible 1865
Nahoana no nandositra mangingina ianao ka nangala-dia tamiko; ary tsy nanambara tamiko ianao mba hanaterako anao amin'ny fifaliana sy ny hira, amin'ny amponga-tapaka sy ny lokanga,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no nandositra mangingina ianao ka nangala-dia tamiko? Tsy nanambara tamiko ianao mba hanaterako anao amin’ny fifaliana sy ny hira, amin’ny ampongatapaka sy ny lokanga,
malagasy
Nahoana no nandositra mangingina ianao ka nangala-dia tamiko; ary tsy nanambara tamiko ianao mba hanaterako anao amin'ny fifaliana sy ny hira, amin'ny amponga-tapaka sy ny lokanga,