Genesis 31:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady tsy mba navelanao hanoroka ny zanako lahy sy ny zanako vavy aho. Nahavita hadalana ianao izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba navelanao akory aho hanoroka ny zanako lahy aman-janako vavy! Marina raha tsy nanao toy ny adala mihitsy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy navelanao hanoroka ny zanako aman-jafiko akory aho, koa dia efa nanao hadalana ianao.
Malagasy Bible 1865
sady tsy mba navelanao hanoroka ny zanako-lahy sy ny zanako-vavy aho? Fa izao dia efa nanao adaladala ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady tsy mba navelanao hanoroka ny zanako lahy sy ny zanako vavy aho. Nahavita hadalana ianao izao.
malagasy
sady tsy mba navelanao hanoroka ny zanako-lahy sy ny zanako-vavy aho? Fa izao dia efa nanao adaladala ianao.