Genesis 31:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Jakoba: Modia any amin’ny tanin’ny razanao sy any amin’ny havanao, fa homba anao Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh nilaza tamin’i Jakôba hoe: «Modia any amin’ny tanin’ny razanao sy any amin’ny havanao, fa homba anao Aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hoy ny TOMPO tamin’i Jakôba: –Miverena any amin’ny tanin’ny razanao sy any amin’ny fianakavianao, fa homba anao Aho!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Jakoba: Modia any amin'ny tanin'ny razanao sy any amin'ny havanao; ary homba anao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Jakoba: Modia any amin’ny tanin’ny razanao sy any amin’ny havanao, fa homba anao Aho.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Jakoba: Modia any amin'ny tanin'ny razanao sy any amin'ny havanao; ary homba anao Aho.