Genesis 31:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, raha handeha tokoa ianao, satria manina ny tranon’ny rainao, nahoana no nangalarinao ireo andriamanitro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, manina loatra ny tranon-drainao ianao ka nandeha, nefa ahoana no dia nangalaranao ny andriamanitro?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny mandeha mody tokoa ianao satria manina ny akanin-drainao, kanefa nahoana no nangalarinao ireo sampiko?
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, raha mandeha tokoa ianao, satria manina ny tranon'ny rainao indrindra ianao, nahoana no nangalarinao ny andriamanitro?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, raha handeha tokoa ianao, satria manina ny tranon’ny rainao, nahoana no nangalarinao ireo andriamanitro?
malagasy
Ary ankehitriny, raha mandeha tokoa ianao, satria manina ny tranon'ny rainao indrindra ianao, nahoana no nangalarinao ny andriamanitro?