Genesis 31:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niditra tao an-dain’i Jakoba sy tao an-dain’i Lea ary tao an-dain’ny mpanompo roa vavy i Labana nefa tsy nahita. Dia niala tao an-dain’i Lea izy ka niditra tao an-dain’i Rahely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nidiran’i Labàna ny lain’i Jakôba sy ny lain’i Lià, ary ny an’ny ankiziny roa vavy, nefa tsy nahitany na inona na inona. Nivoaka avy ao an-dain’i Lià izy, dia niditra tao an-dain-dRasela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidiran’i Labàna ny lain’i Jakôba sy ny an’i Leà ary ny an’ireo mpanompovavy roa fa tsy nahita izy. Ary nivoaka avy tao amin’ny lain’i Leà izy, dia niditra tao amin’ny lain’i Rahely.
Malagasy Bible 1865
Ary Labana niditra tao an-dain'i Jakoba sy tao an-dain'i Lea ary tao an-dain'ny ankiziny roa vavy, fa tsy nahita. Dia niala tao an-dain'i Lea izy ka niditra tao an-dain-Rahely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niditra tao an-dain’i Jakoba sy tao an-dain’i Lea ary tao an-dain’ny mpanompo roa vavy i Labana nefa tsy nahita. Dia niala tao an-dain’i Lea izy ka niditra tao an-dain’i Rahely.
malagasy
Ary Labana niditra tao an-dain'i Jakoba sy tao an-dain'i Lea ary tao an-dain'ny ankiziny roa vavy, fa tsy nahita. Dia niala tao an-dain'i Lea izy ka niditra tao an-dain-Rahely.