Genesis 31:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra i Jakoba ka nifamaly tamin’i Labana. Hoy izy tamin’i Labana hoe: Inona no heloko? Inona no otako no nilomay nanenjika ahy ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tezitra i Jakôba ka nanome tsiny an’i Labàna; ary niteny i Jakôba ka nanao tamin’i Labàna hoe: «Inona no heloko, inona no hadisoako, no dia efa milofo erỳ ianao manenjika ahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra i Jakôba ka nifamaly tamin’i Labàna nanao hoe: –Inona no fahadisoako, ary inona no heloko no dia nilomay nanenjika ahy ianao?
Malagasy Bible 1865
Dia tezitra Jakoba ka nifamaly tamin'i Labana; ary namaly Jakoba ka nanao tamin'i Labana hoe: Inona no heloko? inona no otako, no dia niolomay nanenjika ahy ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra i Jakoba ka nifamaly tamin’i Labana. Hoy izy tamin’i Labana hoe: Inona no heloko? Inona no otako no nilomay nanenjika ahy ianao?
malagasy
Dia tezitra Jakoba ka nifamaly tamin'i Labana; ary namaly Jakoba ka nanao tamin'i Labana hoe: Inona no heloko? inona no otako, no dia niolomay nanenjika ahy ianao?