Genesis 31:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nosavanao avokoa ny entako rehetra, koa inona no fanaka avy tany an-tranonao hitanao tao? Apetraho eto anatrehan’ny havako sy ny havanao izany, hitsarany antsika roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nisava ny entako rehetra ianao izay, ka inona no fanaka avy any an-tranonao hitanao tao? Asehoy eto anatrehan’ny rahalahiko sy ny rahalahinao izany hitsarany antsika mianaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosavanao ny entako rehetra, ka inona no hitanao? Asehoy eo imason’ny havanao sy ireo havako izany hitsarany antsika.
Malagasy Bible 1865
Fa efa nosavanao avokoa ny entako rehetra, koa inona no fanaka avy tany an-tranonao hitanao tao? Apetraho eto anatrehan'ny havako sy ny havanao izany, hitsarany antsika roa lahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nosavanao avokoa ny entako rehetra, koa inona no fanaka avy tany an-tranonao hitanao tao? Apetraho eto anatrehan’ny havako sy ny havanao izany, hitsarany antsika roa lahy.
malagasy
Fa efa nosavanao avokoa ny entako rehetra, koa inona no fanaka avy tany an-tranonao hitanao tao? Apetraho eto anatrehan'ny havako sy ny havanao izany, hitsarany antsika roa lahy,