Genesis 31:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roapolo taona izao no nitoerako tany aminao; ny ondrivavinao sy ny osivavinao dia tsy mba namotsotra, ary tsy mba nihinana ny ondrilahy avy tamin’ny ondrinao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roapolo taona izao no nitoerako tao aminao: ny ondry aman’osy vavinao tsy nisy namotsotra; ny ondry lahy ao amin’ny biby fiompinao tsy nohaniko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Roapolo taona izao no efa niarahako taminao, nefa ny ondrivavinao aman’osivavinao tsy mba namotsotra; sady tsy mbola nihinana ondrilahy tamin’ny andian’ondrinao na oviana na oviana aho.
Malagasy Bible 1865
Izao roa-polo taona izao no nitoerako tany aminao; ny ondrivavinao sy ny osivavinao tsy mba namotsotra, ary tsy mba nihinana ny ondrilahy avy tamin'ny ondrinao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roapolo taona izao no nitoerako tany aminao; ny ondrivavinao sy ny osivavinao dia tsy mba namotsotra, ary tsy mba nihinana ny ondrilahy avy tamin’ny ondrinao aho.
malagasy
Izao roa-polo taona izao no nitoerako tany aminao; ny ondrivavinao sy ny osivavinao tsy mba namotsotra, ary tsy mba nihinana ny ondrilahy avy tamin'ny ondrinao aho.