Genesis 31:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay voaviraviram-biby dia tsy mba nentiko tany aminao fa izaho no nanolo azy; teo an-tanako no nitadiavanao azy, na ny nangalarina andro na ny nangalarina alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voaviraviran’ny biby dia, tsy mba nentiko tany aminao; izaho no nivesatra ny faty antoka tamin’izany. Notakinao tamiko avokoa, na ny nangalarina andro na ny nangalarina alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mbola nitondra ireo fatim-biby voaviraviran’ny bibidia tany aminao mihitsy aho, fa izaho no nanolo azy; teo am-pelatanako no nitadiavanao izay nangalarin’olona na tamin’ny andro na tamin’ny alina.
Malagasy Bible 1865
Izay voaviraviram-biby tsy mba nentiko tany aminao, fa izaho no nanolo azy; teo an-tanako no nitadiavanao azy, na ny nangalarina andro, na ny nangalarina alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay voaviraviram-biby dia tsy mba nentiko tany aminao fa izaho no nanolo azy; teo an-tanako no nitadiavanao azy, na ny nangalarina andro na ny nangalarina alina.
malagasy
Izay voaviraviram-biby tsy mba nentiko tany aminao, fa izaho no nanolo azy; teo an-tanako no nitadiavanao azy, na ny nangalarina andro, na ny nangalarina alina.