Genesis 31:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jakoba dia nampiantso an’i Rahely sy i Lea izay tany an-tsaha, teo amin’ny ondry aman’osiny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia nampilaza tamin-dRasela sy i Lià izy hankany aminy any an-tsaha, tany amin’ny biby fiompy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Jakôba nampiantso an’i Rahely sy i Leà ho any aminy tany an-tsaha izay nisy ny andian’ondry aman’osiny,
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba naniraka ka nampaka an-dRahely sy Lea hankany an-tsaha ho any amin'ny ondry aman'osiny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jakoba dia nampiantso an’i Rahely sy i Lea izay tany an-tsaha, teo amin’ny ondry aman’osiny,
malagasy
Ary Jakoba naniraka ka nampaka an-dRahely sy Lea hankany an-tsaha ho any amin'ny ondry aman'osiny