Genesis 31:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony antoandro dia matin’ny hainandro aho, nony alina dia matin’ny fanala, ary nandositra ny masoko ny torimaso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny antoandro aho matin’ny hainandro; ny alina matin’ny hatsiaka, ary ny torimaso nanalavitra ny masoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaritra ny hafanana amin’ny antoandro aho, ary jihitry ny hatsiaka amin’ny alina ka tsy nopizin-tory akory.
Malagasy Bible 1865
Nony antoandro matin'ny hain'andro aho, ary nony alina dia matin'ny fanala; ary nandositra ny masoko ny torimaso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony antoandro dia matin’ny hainandro aho, nony alina dia matin’ny fanala, ary nandositra ny masoko ny torimaso.
malagasy
Nony antoandro matin'ny hain'andro aho, ary nony alina dia matin'ny fanala; ary nandositra ny masoko ny torimaso.