Genesis 31:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, andeha hanao fanekena isika, dia izaho sy ianao, koa aoka ho vavolombelona amiko sy aminao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, avia hanao fanekem-pihavanana isika, dia izaho sy ianao, mba hisy vavolombelona amiko sy aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa andeha ankehitriny hanao fifanekena izaho sy ianao, ary aoka hisy vavolombelon’izany eo amintsika.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny avia hanao fanekena isika, dia izaho sy ianao, ka aoka ho vavolombelona amiko sy aminao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, andeha hanao fanekena isika, dia izaho sy ianao, koa aoka ho vavolombelona amiko sy aminao izany.
malagasy
Koa ankehitriny avia hanao fanekena isika, dia izaho sy ianao, ka aoka ho vavolombelona amiko sy aminao izany.