Genesis 31:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jakoba tamin’ireo havany: Manangòna vato. Dia naka vato izy ireo ka nataony antontany; dia nisakafo teo anilan’ny antontam-bato izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy tamin’ireo rahalahiny: «Manangòna vato.» Dia naka vato izy ireo nataony fanataovana; ka nihinana teo ambonin’ny fanataovana izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo nasain’i Jakôba nanangona vato iretsy havany an-daniny, dia naka vato ireo ka nanao antontany; ary nihinana teo ambonin’io antontam-bato io ny besinimaro.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jakoba tamin'ireo havany: Manangòna vato; dia naka vato izy, ka nataony antontany; ary dia nihinana teo anilan'ny antontam-bato izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jakoba tamin’ireo havany: Manangòna vato. Dia naka vato izy ireo ka nataony antontany; dia nisakafo teo anilan’ny antontam-bato izy rehetra.
malagasy
Ary hoy Jakoba tamin'ireo havany: Manangòna vato; dia naka vato izy, ka nataony antontany; ary dia nihinana teo anilan'ny antontam-bato izy rehetra.