Genesis 31:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran’ny antontam-bato dia nataon’i Labana hoe Jegara-Sahadota, fa i Jakoba kosa dia niantso azy hoe Galeda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iegara-Sahadotà no nataon’i Labàna anaran’ny fanataovana; fa Galaada kosa no nataon’i Jakôba anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoin’i Labàna hoe Jegara-Sahadotà io toerana io, fa i Jakôba kosa nanao azy hoe Galeheda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny antontam-bato dia nataon'i Labana hoe Jegara-sahadota; fa Jakoba kosa nanao azy hoe Galeda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran’ny antontam-bato dia nataon’i Labana hoe Jegara-Sahadota, fa i Jakoba kosa dia niantso azy hoe Galeda.
malagasy
Ary ny anaran'ny antontam-bato dia nataon'i Labana hoe Jegara-sahadota; fa Jakoba kosa nanao azy hoe Galeda.