Genesis 31:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Labana: Ity antontam-bato ity no vavolombelona amintsika anio. Izany no nanaovany ny anarany hoe Galeda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Labàna: «Ity fanataovana ity no vavolombelona amiko sy aminao anio.» Izany no nanaovana ny anarany hoe Galaada,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no nambaran’i Labàna: –Ity antontam-bato ity dia vavolombelona eo amiko sy aminao androany. Izany no niantsoana azy ho Galeheda, izany hoe antontam-bato vavolombelona.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Labana: Ity antontam-bato ity no vavolombelona amintsika anio. Izany no nanaovany ny anarany hoe Galeda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Labana: Ity antontam-bato ity no vavolombelona amintsika anio. Izany no nanaovany ny anarany hoe Galeda.
malagasy
Ary hoy Labana: Ity antontam-bato ity no vavolombelona amintsika anio. Izany no nanaovany ny anarany hoe Galeda.