Genesis 31:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony hoe Mizpa koa izy, fa hoy izy: NY TOMPO no hitazana ahy sy ianao rehefa tsy mifankahita isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia atao hoe Mitsipà koa no anarany, satria hoy i Labàna: «I Iaveh hanao andry maso ahy sy ianao, rehefa tafasaraka tsy mifankahita isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoina koa hoe Mitsepà, na toerana fanaraha-maso, satria i Labàna efa nilaza hoe: –Aoka ny TOMPO hanara-maso ahy sy ianao, rehefa tsy mifankahita isika!
Malagasy Bible 1865
Ary nataony hoe Mizpa koa izy, fa hoy izy: Jehovah hitazana ahy sy ianao, rehefa tsy mifankahita isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony hoe Mizpa koa izy, fa hoy izy: NY TOMPO no hitazana ahy sy ianao rehefa tsy mifankahita isika.
malagasy
Ary nataony hoe Mizpa koa izy, fa hoy izy: Jehovah hitazana ahy sy ianao, rehefa tsy mifankahita isika.