Genesis 31:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny tamin’izy ireo hoe: Hitako ny tarehin’ny rainareo fa tsy mba miramirana amiko tahaka ny taloha; nefa Andriamanitry ny raiko no nomba ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’ireo: «Hitako fa niova tamiko fa tsy tahaka ny taloha intsony ny tarehin-drainareo; fa efa nomba ahy ny Andriamanitry ny raiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nilaza tamin’izy mirahavavy hoe: –Hitako nisoritra teny amin’ny endriky ny rainareo fa tsy tahaka ny teo aloha intsony ny fifandraisany amiko, kanefa ilay Andriamanitry ny raiko efa nanambina ahy.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Hitako ny tarehin'ny rainareo, fa tsy mba miramirana amiko tahaka ny taloha; fa Andriamanitry ny raiko no efa nomba ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny tamin’izy ireo hoe: Hitako ny tarehin’ny rainareo fa tsy mba miramirana amiko tahaka ny taloha; nefa Andriamanitry ny raiko no nomba ahy.
malagasy
ka nanao taminy hoe: Hitako ny tarehin'ny rainareo, fa tsy mba miramirana amiko tahaka ny taloha; fa Andriamanitry ny raiko no efa nomba ahy.