Genesis 31:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ihany i Labana tamin’i Jakoba: Indro ity antontam-bato ity, ary indro ity tsangambato ity izay naoriko eto anelanelantsika, dia amiko sy aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa i Labàna tamin’i Jakôba: «Indro ity fanataovana ity, indro ny tsangam-bato naoriko hanelanelana ahy sy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo dia hoy koa i Labàna tamin’i Jakôba: –Jereo ity antontam-bato izay naoriko teo, jereo io tsangambato io.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy indray Labana tamin'i Jakoba: Indro ity antontam-bato ity, ary indro ity tsangam-bato ity izay naoriko eto anelanelantsika, izaho sy ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ihany i Labana tamin’i Jakoba: Indro ity antontam-bato ity, ary indro ity tsangambato ity izay naoriko eto anelanelantsika, dia amiko sy aminao.
malagasy
Ary hoy indray Labana tamin'i Jakoba: Indro ity antontam-bato ity, ary indro ity tsangam-bato ity izay naoriko eto anelanelantsika, izaho sy ianao;