Genesis 31:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andriamanitr’i Abrahama sy ny andriamanitr’i Nahora, dia ny andriamanitry ny rain’izy mirahalahy, anie no hitsara antsika. Fa Ilay natahoran’Isaka rainy kosa no nianianan’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aoka ny Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Nakôra ary Andriamanitry ny razan’ireo no hitsara antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka Andriamanitr’i Abrahama sady Andriamanitr’i Nahôra no ho mpitsara antsika! Dia ilay Andriamanitra Izay nampihorohoro an’i Itsehàka rainy no nianianan’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ny andriamanitr'i Abrahama sy ny andriamanitr'i Nahora, dia ny andriamanitry ny rain'izy mirahalahy anie hitsara antsika. Fa Ilay natahoran'i Isaka rainy kosa no nianianan'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andriamanitr’i Abrahama sy ny andriamanitr’i Nahora, dia ny andriamanitry ny rain’izy mirahalahy, anie no hitsara antsika. Fa Ilay natahoran’Isaka rainy kosa no nianianan’i Jakoba.
malagasy
Ny andriamanitr'i Abrahama sy ny andriamanitr'i Nahora, dia ny andriamanitry ny rain'izy mirahalahy anie hitsara antsika. Fa Ilay natahoran'i Isaka rainy kosa no nianianan'i Jakoba.Dia namono zavatra hatao fanatitra teo an-tendrombohitra Jakoba ka nanasa ny havany mba hihinan-kanina; dia nihinana izy ka nitoetra teo an-tendrombohitra nandritra ny alina,