Genesis 31:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrareo fa tamin’ny heriko rehetra no nanompoako ny rainareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrareo ny nanompoako an-drainareo tamin’ny heriko rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo fa tamin’ny heriko rehetra no nanompoako an-drainareo,
Malagasy Bible 1865
Ary fantatrareo fa tamin'ny heriko rehetra no nanompoako ny rainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrareo fa tamin’ny heriko rehetra no nanompoako ny rainareo,
malagasy
Ary fantatrareo fa tamin'ny heriko rehetra no nanompoako ny rainareo.