Genesis 31:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa ny rainareo no namitaka ahy ka nanova ny karamako impolo; tsy navelan’Andriamanitra hahatonga loza tamiko anefa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ny namitahan-drainareo ahy, fa efa navadiny impolo izao ny karamako; nefa tsy navelan’Andriamanitra hahafaty antoka ahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa namitaka ahy izy fa efa nanova ny karamako impolo. Saingy tsy navelan’Andriamanitra hanisy ratsy ahy izy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny rainareo efa namitaka ahy ka efa nanova ny karamako im-polo; nefa tsy navelan'Andriamanitra hahatonga loza tamiko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa ny rainareo no namitaka ahy ka nanova ny karamako impolo; tsy navelan’Andriamanitra hahatonga loza tamiko anefa izy.
malagasy
Fa ny rainareo efa namitaka ahy ka efa nanova ny karamako im-polo; nefa tsy navelan'Andriamanitra hahatonga loza tamiko izy.