Genesis 31:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalain’Andriamanitra ny fananan’ny rainareo ka nomeny ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa Andriamanitra no naka ny ompin-drainareo, sy nanome izany ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra mihitsy no nanaisotra ny fananan-drainareo mba homeny ahy.
Malagasy Bible 1865
Dia nalain'Andriamanitra ny fananan'ny rainareo ka nomeny ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalain’Andriamanitra ny fananan’ny rainareo ka nomeny ahy.
malagasy
Dia nalain'Andriamanitra ny fananan'ny rainareo ka nomeny ahy.